Sampana sy fikambanana

Ny Sampana Tanora Kristiana avy ao amin’ny FJKM ANOSIZATO HEBRONA dia faly manasa anao Manantena ny fahatongavantsika maro. Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitraSOKAFANA MANONTOLO

Ny Sampana Tanora Kristiana avy ao amin’ny FJKM ANOSIZATO HEBRONA dia faly manasa anao ho tonga, hanatrika ny kaonseritra toy ny fanao isan-taona, ho fiderana, ho fankalazana ary ho fisaorana an’Andriamanitra noho ny fahatsiarovana ny fahaterahan’i Jesoa Kristy. Ny sangan’asa hiangaliana amin’izany kaonseritra izany dia ampahany amin’ny hira noely aoSOKAFANA MANONTOLO

A. Famolavolàna tanora mahery sy mitoetra amin’ ny Tenin’ Andriamanitra : Ezaka fampiorenam-pinoana mba hanatrarana ny tanjona voafaritra Fivoriana fampandehanan-draharaha sy fivoriambe isan-telo volana Fampianarana iraisana sy isaky ny sokajin’ asa Firotsahana amin’ ny asa misiona (Faritra misy ny Fiangonana na toerana hafa) Fanomezana rà maimaimpoana any amin’ ireo hopitalim-panjakana FanohananaSOKAFANA MANONTOLO

Tafajoro eto anivon’ny Fiangonana FJKM Anosizato Hebrona ny Fikambanan’ ny Mpitoriteny sy Mpiandry ary Katekista (F.M.M.K). Eo koa ireo olona nivoaka tamin’ny Sehatra Teolojika ho an’ny Laika na ny Filière de Théologies pour les Laics. Misy koa ireo niofana tamin’ny Sekoly manomana ny mpampianatra Sekoly Alahady.              Azo lazainaSOKAFANA MANONTOLO

– 08 Febroary : Taom-baovao SLK Anosizato Hebrona – 21 Martsa : Fivoriambe voalohany SLK Faritra atsinanana (FJKM Kristy Voahombo Andavamamba) – 08 Aprily : Anjara herinandro Masina SLK Anosizato Hebrona – 10 May : Alahadin’ny SLK – 26 May : Anjara herinandron’ny Fanahy Masina SLK Anosizato Hebrona – 14SOKAFANA MANONTOLO

FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ANDREFANA FITANDREMANA ANOSIZATO HEBRONA FIRAISAN’ NY SAMPANA SY FIKAMBANANA “dia toy izany koa isika, na dia maro aza, dia tena iray ihany ao amin’i Kristy” Rom 12 : 5a Ny Firaisan’ ny Sampana sy Fikambanana eto amin’ ny FJKM Anosizato Hebrona dia tsySOKAFANA MANONTOLO