SEKOLIN’ NY FIAINANA
NY SEKOLIN’ NY FIAINANA KRISTIANA Mila mianatra mandrakariva isika mpino Kristiana hahazoana mitombo amin’ ny finoana sy fahalalana tsara an’Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina. Hanefen’ Ilay Ray be fitiavana antsika ho vonona amin’ny asa tsara rehetra, sy ny teny tsara rehetra no kendreny amin’ izany ka hisehoan’SOKAFANA MANONTOLO
