Fampianarana (Page 49)

« Fa Izy no hanafaka anao amin’ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza… » Sal 91 : 3-4 Rankizy malala, tsarovy mandrakariva fa efa tia hatramin’ny taloha, hatramin’izao ary mbola hitia anao mandrakizay Jesoa tia zaza. Izy koa efa  nanome toky fa tsy hijeryfotsiny fa homba mandra-pahatonga ny fahataperan’izao tontolo izao . KoaSOKAFANA MANONTOLO

NY SEKOLIN’ NY FIAINANA KRISTIANA         Mila mianatra mandrakariva isika mpino Kristiana hahazoana mitombo amin’ ny finoana sy fahalalana tsara an’Andriamanitra Ray sy Zanaka ary Fanahy Masina. Hanefen’ Ilay Ray be fitiavana antsika ho vonona amin’ny asa tsara rehetra, sy ny teny tsara rehetra no kendreny amin’ izany ka hisehoan’SOKAFANA MANONTOLO

FIANGONANA MIFANKATIA Andriamanitra Izay manankarena amin’ny famindrampo, noho ny halehiben’ny fitiavany izay nitiavany antsika dia nahavelona antsika niaraka tamin’i Kristy. Nanolotra antsika tsirairay avy ny Taona vaovao 2020 ka nampitantsika afaka namakivaky ny  Taona lasa 2019. Koa raha mahatsapa izany isika  isambatan’olona dia tsy misy sahy mirehareha fa samy manetrySOKAFANA MANONTOLO