« Miorena tsara, aza miova, ry Lehilahy mahery » (1 Kor.15 : 58a ; Mpits.6 : 12b)
1) Foto-kevitra ara-teolojika :
– Mitaona sy mitarika ary mampirisika ny lehilahy mba hanankina ny fiainany sy ny ankohonany amin’Andriamanitra ka hahatsiaro azy mandrakariva (Josoa 24:15).
– Modely halain-tahaka amin’ny Finoana an’I Jesoa Kristy (ITim. 2: 8).
– Mitory sy manambara ny tenin’Andriamanitra sy ny famonjen’i Kristy (Tit.2: 1-2).
– Mandray andraikitra eo amin’ny fanolokoloina sy fitaizana ary fanabeazana ny lehilahy ary ny olona manontolo.
2) Zava-kendrena :
Hitory ny filazantsara amin’ny olona rehetra indrindra fa ny lehilahy mba hahatonga azy ho Lehilahy Kristiana mpitarika mahomby, handray andraikitra eo amin’ny fampandrosoana ny olona rehetra sy ny olona manontolo, ka mba ho “Lehilahy lehibe mahatratra ny ohatry ny halehiben’ny fahafenoan’I Kristy” (Sal.22 : 22 ; Efes.4: 13).
IREO BIRAON’ NY SLK
- Filoha : RAZAFINIMANANA Mamy Herman : 033 25 765 06
- Filoha mpanampy : RAKOTONDRAZAKA Rivo Philibert : 032 04 362 16
- Mpitantsoratra : RAMIARASON Livarizaka : 034 44 384 51
- Mpitantsoratry ny vola : RAKOTONIAINA Fanomezantsoa Philibert : 034 14 695 37
- Mpitahirivola : RABESON Janvier : 034 63 262 61
- Mpanolotsaina : RAZANAKOTO Andrianantenaina :033 09 263 48
- Mpanolotsaina : ANDRIANANTENAINA Andry Nirina : 034 17 905 26