Fampianarana (Page 49)

« Fa Izy no hanafaka anao amin’ny fandriky ny mpihaza sy ny areti-mandoza… » Sal 91 : 3-4 Rankizy malala, tsarovy mandrakariva fa efa tia hatramin’ny taloha, hatramin’izao ary mbola hitia anao mandrakizay Jesoa tia zaza. Izy koa efa  nanome toky fa tsy hijeryfotsiny fa homba mandra-pahatonga ny fahataperan’izao tontolo izao . KoaSOKAFANA MANONTOLO