Dimy minitra

Soratra Masina: Fa ambonin’ny zavatra rehetra, mitafia ny fitiavana izay mamehy ny hatsaram-panahy rehetra ho tanteraka.Kôlôsianina 3:14 DIEMSarobidy ny fotoana miaraka amin’ny ankohonana Isan-kariva dia miandry izay hahatongavan’ny dadany avy miasa foana i Toavina kely, zazalahy kely 7 taona. Matetika anefa dia tsy mba mahita ny rainy izy fa alinaSOKAFANA MANONTOLO

Soratra Masina : » Fa tsy nomen’Andriamanitra fanahy osa isika, fa fanahy mahery sy fitiavana ary fahononan-tena. » 2Timoty 1:7 I Mino sy Faly dia mpinamana tsy mifankafoy saingy i Mino dia fianakaviana kristianina sahirana, mazoto mianatra Sekoly Alahady , ary mazoto misaotra an’Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra. Ry Faly kosa dia fianakavianaSOKAFANA MANONTOLO

Soratra Masina: Miraisa hina. …Ary raha azo atao, dia ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra. Rômanina 12:16a, 18 DIEM  Ireo fitaovan’Ingahy mpandrafitra Tanana kely iray tao Betlehema no nitranga ity tantara Ity. Tao amin’ny trano fiasan’ny Mpandrafitra iray dia nanao fivoriana Téo ambon’ny latabatra fiasana ny ireo fitaovam-piasany rehetra faSOKAFANA MANONTOLO