STK

birao_stk
BIRAON’NY STK

Ny STK eto amin’ ny FJKM Anosizato Hebrona dia mitaiza sy manabe ny tanoran’ ny Fiangonana mifanaraka amin’ izay voafaritra ao amin’ ny fitsipika fototry ny STK FJKM hatrany, ary mifanaraka amin’ ny antom-pisian’ ireo sokajin’ asa misy ao amin’ ny STK eto an-toerana mba hanaovan’ ny tanora ny asan’ Andriamanitra tandrify azy ary hahatonga azy ho tanora vanona sy mahery ara-batana sy ara-tsaina ary ara-panahy. Ny tanjona dia mba hamoaka olona tomponandraikitra eo amin’ ny lafim-piainany rehetra ny Fiangonana amin’ ny alalan’ ity Sampana ity.

Manana sokajin’ asa dimy ny STK eto an-toerana dia ny sokajin’ asa Fiainam-panahy, ny Hira, ny Fifandraisana, ny Fanatanjahantena ary ny Fialamboly.

Ireo fito mianadahy mandrafitra ny Biraon’ ny STK

  • Filoha : RASOAHARISATA Vololona Hasitera : 034 02 841 09
  • Filoha Mpanampy voalohany : RANDRIANAIVOJAONA Andrianantenaina : 034 39 499 28
  • Filoha Mpanampy Faharoa : RANDRIAMAHADIMANANA Valisoa Natanela : 034 55 386 63
  • Mpitantsoratry ny rakitsoratra : RAZAFIMALALA Fanirisoa Ando : 034 91 214 49
  • Mpitantsoratry ny rakitsoratra : RAHAJARISON Haingomanitra Arielle : 033 14 235 96
  • Mpitantsoratry ny vola : ANDRIAMITANDRINA Hariniavo Fanevasoa : 033 24 199 33
  • Mpitahirivola : RAHAJAMANANA Amboaratiana Rova Nandrianina : 034 39 232 23
logo_stk_ah

Fb : https://www.facebook.com/stkanosizatohebrona