A. Famolavolàna tanora mahery sy mitoetra amin’ ny Tenin’ Andriamanitra :
- Ezaka fampiorenam-pinoana mba hanatrarana ny tanjona voafaritra
- Fivoriana fampandehanan-draharaha sy fivoriambe isan-telo volana
- Fampianarana iraisana sy isaky ny sokajin’ asa
- Firotsahana amin’ ny asa misiona (Faritra misy ny Fiangonana na toerana hafa)
- Fanomezana rà maimaimpoana any amin’ ireo hopitalim-panjakana
- Fanohanana ny Fiangonana amin’ ireo asa iombonana
- Fanarahana ny tetik’ andro sy soritrasa apetraky ny STK SPAA 10 sy ny STK Foibe FJKM
B. Tanora manatanteraka iraka lehibe :
- Fanohanana ny Tafika Masina ataon’ ny Fiangonana
- Fanohanana ny Fiangonana amin’ ny famitàna ny asa fanitarana
- Fanohanana ny hetsika ataon’ ny STK na Fiangonana hafa (araka ny fangatahana voaray)
TETIKANDRO STK taona 2020
JANOARY
Sab 04
- Fifampiarahabana noho ny taona vaovao sady fivoriambe voalohany (Fizaràna Mofonaina)
- Fampianarana
FEBROARY
Sab 08 : Sortie (Sokajin’ asa Fialamboly)
Alah 16 – Fifaninanana Soratra Masina (Sokajin’ asa Fiainam-Panahy)
Sab 22 – Fanokafana taom-piasana STK SPAA 10 – FJKM Antanetibe Fitiavana
Alah 23 – Fampianarana (Sokajin’ asa Fifandraisana)
MARTSA
Alah 08 – Fampianarana (Sokajin’ asa Fifandraisana)
Sab 14 – KL STK SPAA 10 – FJKM MAndrosoa Ambohidavenona
Alah 15 – Fifaninanana Soratra Masina (Sokajin’ asa Fiainam-Panahy)
Sab 21 – JOURNEE SPORTIVE (Sokajin’ asa Fanatanjahantena)
Sab 28 – Jobily STK Ambohijafy Fanantenana
APRILY
Alah 05 – Fivorian’ ny Mpihevidraharaha
Zom 10 – Antsampanahy Zoma Masina
Alat 13 – Fitsangatsanganana (Sokajin’ asa Fialamboly)
Alah 19 – Fivoriambe faha-II
Sab 25 – Fivoriambe STK SPAA 10 Faritra Atsinanana – FJKM Anosisoa Fitiavana
Alah 26 – Fampianarana ataon’ I Pteur Falisoa (Sokajin’ asa Fiainam-Panahy)
MAY
Zom sy Sab 01 – 02 : Sortie culturelle sady famangiana ny VOMM Ambatobe (Sokajin’ asa Fialamboly)
Alah 17 – Fampianarana (Sokajin’ asa Fiainam-Panahy)
JONA
Alat 01 – Fitsangatsanganan’ ny Fiangonana
20 & 21 – Fivoriambe STK SPAA 10 – FJKM Ivato Seranana VL
Alak 25 – Fanomezana sakafo ireo sahirana eto amin’ ny Fokontany (iarahana amin’ ny Fiangonana)
- STK sy ny fetim-pirenena (Sokajin’ asa Fialamboly)
Alah 28 – Fivorian’ ny Mpihevidraharaha
JOLAY
Alak sy Zom 09 – 10 – Famelabelaran-kevitra (Sokajin’ asa Fifandraisana)
Sab 11 – Faha-60 T – STK Ilanivato Misionera
Alah 12 – Alahadin’ ny STK FJKM – Antsampanahy Klasika
Sab 18 – Fandalinana Soratra Masina (Sokajin’ asa Fiainam-Panahy)
Sab 25 – KL STK SPAA 10 – FJKM Mahajija Fandresena
Alah 26 – Fivoriambe faha-III
AOGOSITRA
Alah 16 – Fandalinana Soratra Masina (Sokajin’ asa Fiainam-Panahy)
27 – 30 – Lasy STK SPAA 10 Morondava
Alah 30 – Fivorian’ ny Mpihavidraharaha
SEPTAMBRA
Sab 12 – Jobily STK Ambodihady Vaovao
Zoma 18 => Alak 24 – LASY Ambatondrazaka
Sab 26 – Fanaterana fanomezana ho an’ ny zaza mania eny Anjanamasina
- Fanomezana fitaovam-pianarana ho an’ ny EPP Anosizato EST (miaraka amin’ ny Fiangonana)
OKTOBRA
Alah 11 – Fivorian’ ny Mpihevidraharaha
Alah 18 – Fivoriambe faha-IV
Alah 25 – Fampianarana (Sokajin’ asa Fiainam-Panahy)
NOVAMBRA
Sab 07 – Jobily STK Ambohinambo Fiderana
Alah 08 – Sokajin’ asa Fialamboly
Sab 14 – KL STK SPAA 10 – FJKM Ambohitsimeloka Fanavotana
Alah 15 – Fampianarana (Sokajin’ asa Fiainam-Panahy)
Alah 29 – Fampianarana (Sokajin’ asa Fifandraisana)
DESAMBRA
Alah 20 – Fetin’ ny Taranaka “CONCERT DE NOEL)
Alak 24 – Fizaràna fanomezana ho an’ ireo olona sahirana eto amin’ ny Fokontany (miaraka amin’ ny Fiangonana)
- Tantara sasak’ alina
Alah 27 – Fivorian’ ny Mpihevidraharaha
___________________________________________________________________________